|
|
|
|

Entrée (1/2)1  miavona
Radical  2  avona
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mihevi-tena ho ambony ka manao ny sasany ho tsinontsinona
Explications en français  5  [1.3, 1.5] être orgueilleux, fier
6  [1.3] être dédaigneux
7  [1.3] faire le délicat, la petite bouche
Exemples  8 
izaho ity hoy ilay zaza miavona
iza no anaranao?
[2.131]
9  Hay tafara-dia samy miavona ianareo roa, ka ny aloha tsy manao hoe: [2.529]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Analogues  14  midaondaom-bava, mangeto-bava, be taim-bava
Mots composés 

Entrée (2/2)20  miavòna
Radical  21  avona
Partie du discours  22  impératif du verbe actif miavona [Liste complète]
Explications en malgache  23  [1.1]
Explications en français  24  [1.3]

Anagrammes  25  avoanim, iavonam, ivaonam, maivano, manavoy, mañovay, mavoina, miavona, miavòna, mivaona, mivoana, voamany

Mis à jour le 2023/06/27