Entrée (1/2) | 1 miadana (adana) |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 Mandeha moramora, manao moramora izay atao; tsy mahavita lalan-davitra na asa betsaka na mahalaza teny betsaka amin' ny fotoana fohy: Miadana ny fandehan' ny sokatra ~ Miadam-piteny Rakoto [1.1] 4 Tsy manam-pahasahiranana, manana ny ilaina rehetra, sambatra: Miadana ny fianakavian-dRabe fa manam-be hovangoana izy ka tsy manahy na inona na inona [1.1] |
Explications en anglais |
5 To advance slowly, not to be in a hurry; to be in comfortable circumstances, having no anxiety or care; to be at peace; not to be hasty in forming judgements. [1.2] 6 To go slow; to be at peace; to have plenty [1.7] |
Explications en français |
7 Etre en paix, jouir de l'abondance, être prospère, aller posément, agir avec lenteur [1.3] 8 Aller lentement; jouir de la paix; être dans l'aisance [1.8] |
Exemples |
9 Indreny lahinjiro roa no manatona miadana dia miadana ny familiana amikiranay sy Patrice. [2.471] 10 Nikendry miaramila sy miadana tsara izy. [2.472] 11 Tsara ny fitafiany, toa miadana ihany ny reniny. [2.499] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Toponymes |
|
Proverbes | 21 Proverbes contenant le mot miadana |
Entrée (2/2) | 22 miadàna (adana) |
Partie du discours | 23 impératif du verbe actif miadana |
Tableaux et planches |
24 Tous les impératifs actifs |
Anagrammes | 25 manadia, miadana |
Mis à jour le 2023/06/26 |