Entrée | 1 miabily |
Radical | 2 abily |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Tsy manaja tena, miandevo fanahy, mivarina: Zanak'olo-mihaja io ianao ka dia miabily toy izao? Mifanahin 'adala, mifanahimbiby, lany henatra Mamoti-tena, izany hoe mivady tsy heny, mangaro fady |
Explications en anglais |
5 [1.2] To be in a base condition. Almost obsolete. |
Morphologie |
|
Analogues | 10 miandevo fanahy, mandrorom-bintana, mikororosy fahana, mivarina, mavoin-tena, tsy misaingy hajan-tena, miala-bara-tena, tsy manome voninahi-tena, mamorery tena, maniva tena |
Mis à jour le 2023/01/20 |