Entrée | 1 manetry tena |
Mots élémentaires | 2 manetry, tena |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 [1.1] tsy tia manambony tena, manambany tena fa tsy mba miavonavona |
Explications en anglais |
5 [1.7] to humble oneself |
Explications en français |
6 [1.8] s'humilier, être humble |
Exemples |
7 Fa izay rehetra manandra-tena no haetry, ary izay manetry tena no hasandratra. [2.996] |
Synonymes | 8 mietry tena |
Analogues | 9 mietry tena, manao tsinontsinona ny tena, manambany tena, manivaiva tena, manaratsy tena, manaratsy tena toa omby hantsika, mivazina, manavazin-tena |
Mis à jour le 2023/05/15 |