Entrée (1/2) | 1 manetry |
Radical | 2 etry |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mahatonga hidina, mandetsy: Manetry ny tany ny ranonorana |
Explications en anglais |
5 [1.7] to humble; to reduce in rank |
Explications en français |
6 [1.8] humilier, rabaisser, réduire en rang ou dignité: |
Morphologie |
|
Analogues | 11 manetry tena, mietry tena, manao tsinontsinona ny tena, manambany tena, manivaiva tena, manaratsy tena, manaratsy tena toa omby hantsika, mivazina, manavazin-tena |
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 14 manetry |
Radical | 15 setry |
Partie du discours | 16 verbe actif |
Explications en malgache |
17 [1.1] Mamaly |
Morphologie |
|
Anagrammes | 22 anterim, arentim, manetry, menatry, mitrena, mitrenà, naetrim, naterim, nietram |
Mis à jour le 2023/05/15 |