|
|
|
|

Entrée 1  manetry tena
Mots élémentaires  2 manetry, 3 tena
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 tsy tia manambony tena, manambany tena fa tsy mba miavonavona [1.1]
Explications en anglais  6 to humble oneself [1.7]
Explications en français  7 s'humilier, être humble [1.8]
Exemples  8  Fa izay rehetra manandra-tena no haetry, ary izay manetry tena no hasandratra. [2.996]
Synonymes  9 mietrytena
Analogues  10  manambany tena, 11  manao tsinontsinona ny tena, 12  manaratsy tena, 13  manaratsy tena toa omby hantsika, 14  manavazin-tena, 15  manivaiva tena, 16  mietry tena, 17  mivazina

Mis à jour le 2026/04/22