|
|
|
|

Entrée (1/2)1  kitrotro
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Aretina mahazo ny ankizy latsaka ny folo taona, nefa ny olona izay tsy mbola vitany koa dia mety ho tratrany na firy taona izy na firy taona. (Aretina mamorifotra ny kitrotro, izany hoe mandrakotra bontsimbontsina kely ny tena, izay miseho eo amin' ny handrina sy ny vozona, dia ny tratra sy ny lamosina ary miely eran' ny tena manontolo. Mandeha ranomaso lava, menamena maso, misondrotra hafanana: izany no fiandohan' ny kitrotro)
4  [1.13] karazana fiforonam-poitra antsoina koa hoe kisoso,komongo
Explications en anglais  5  [1.2#345] the measles
Explications en français  6  [1.54, 1.13] rougeole
Exemples  7  Fa ny kitrotro, sy ny kohaka lavareny namely ny ankizy madinika, no loza loatra [2.59#]
Vocabulaire  8  Santé

Entrée (2/2)9  kitrotro
Partie du discours  10  nom
Explications en anglais  11  [1.2#345] the name of a species of lemur
Vocabulaire  12  Zoologie: mammifères

Mis à jour le 2024/12/08