Entrée | kambontenda | |
Mots élémentaires | kambo ; tenda | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Nofo kely roa an-kila sy an-danin' ny amboakelintenda, izay mety hivonto ka miteraka kohakohaka matetika indrindra ho an' ny ankizy, aretin-tenda, sns.; amin' izay dia ny fanalana azy amin' ny fandidiana no tsara hatao [1.1] | |
Vocabulaire | Biologie ~ Santé | |
Mis à jour le 2023/12/11 |