Entrée kahihitra (hihitra)
Partie du discours nom
Explications en malgache Mitovy amin' ny mahihitra, saingy misy hevitra fanesoana na fanaratsiana kely misisika
Mitovy hevitra: kafiry ~ kahidy ~ katity ~ kely hiratra ~ kely hoho ~ kely tanana ~ kongona ~ mafy fonosana ~ mafy tanana ~ mahidy ~ mahihitra ~ mamaky akotry ~ manjaitra atody ~ matsitsy ~ mihirim-belona [1.1]
Explications en anglais A confirmed penurious person [1.2]
 Stingy, avaricious [1.7]
Explications en français Ladre, sordide d'avarice [1.3, 1.8]
 Lésineux [1.3]
 Avare [1.8]
Exemples 
1Voalazan' ny mpitantara tranainy sasany fa kahihitra, masiaka, mpamitaka, mpandainga izy ireny; [1.38]
2Tsy afa-pon'izay anjara tokana ny mason'ny kahihitra, ary mainan'ny fitsiriritana mandoza ny fanahy. [2.996]
Synonymes mahihitra
Proverbes 

Mis à jour le 2023/01/20