|
|
|
|

Entrée1  J    j    
Partie du discours  2  nom (symbole)
Explications en malgache  3  [1.1] Tarehintsoratra fahasivy ary renisoratra fahenina amin'ny abidy malagasy, mitovy fanonona amin'ny renisoratra roa dz. Ny z no miova ho j amin'ny fanakambanan-teny: Rakotra zavona =rako-javona.
Explications en français  4  [1.3] La neuvième lettre de l'alphabet malgache et la sixième des consonnes; se prononce dz.
Analogues  5  abidy
Anthroponymes 
Tableaux et planches  7  Les alphabets
Article  8  Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Illustrations 
10 

Mis à jour le 2024/12/21