|
|
|
|

Entrée1  itony
Partie du discours  2  pronom [Liste complète]
Dérivés 
3  Pronoms :
Explications en malgache  4  [1.1] misy tovana mitovy hevitra sy fampiasa amin' ny fototeny "ito" na "itỳ": Mampilendalenda itoy voankazo itony ~ Itony ka tena zavatra!
Explications en anglais  5  [1.7] this
Explications en français  6  [1.8] celui-ci, ce
Exemples  7  [2.69] itony tany no tsotsofina;
8  [2.245] Mankasitraka, fa soa itony.
9  [2.4] Tsy hita itony olona itony.
10  [2.471] Inona izao no anaran' itony?
Synonymes  11  itoy
Tableaux et planches  12  Tous les pronoms

Anagrammes  13  intoy, itony, nioty, toy ny

Mis à jour le 2025/07/29