|
|
|
|

Entrée1  iny
Partie du discours  2  pronom [Liste complète]
Explications en malgache  3 Enti-manondro olona na zavatra tokana lavitra dia lavitra, zara raha taza-maso: Handalo any amintsika mantsy izao iny vorona iny. Matetika koa anefa ny iny dia enti-manondro zavatra akaiky eny an-tanan' ilay olona itenenana mihitsy: Omeo ahy kely aza fady iny boky aminao iny [1.1]
Explications en anglais  4 that [1.2#289, 1.7]
5 this. It is always used of something thoroughly known to both speaker and spoken to.
6 It is also used when giving anythig to a person [1.2#289]
Explications en français  7 ce, cet, cette [1.3#280, 1.8]
8 celui-là, celle-là. Détermine aussi un temps passé [1.3#280]
Dérivés 
Pronoms :
Tous les mots composés  11  7 combinaisons de ce mot
Tableaux et planches  12  Tous les pronoms

Mis à jour le 2025/11/13