Entrée ireny (iny)
Partie du discours pronom [liste complète]
Définition malgache Enti-manondro zavatra na olona maro; ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny tondroin' ny fototeny niaviany "iny": Mba hananako, hono, ny elatr' ireny vorona manidina ireny [Rajemisa 1985]
Définition anglaise those (in sight); plur. of iny and io [Hallanger 1973]
Définition française ceux-là (visibles) [Hallanger 1974]
Tableaux et planches tous les pronoms

2019/08/17