Entrée fandribaratra (andry, varatra)
Partie du discours nom
Définition malgache Vy lavalava marani-doha izay atao eo ambonin' ny tafontrano ary mifandray amin' ny tany amin' ny alalan' ny tariby, mba hiarovana ny trano amin' ny varatra: Olo-mahay amerikanina, atao hoe Franklin, no nahita voalohany ny fampiasana ny fandribaratra [Rajemisa 1985]
Définition anglaise [varatra, lightning.] A lightning conductor. [Richardson 1885]
Définition française paratonnerre [SLP 1986]

Entrée fandribaratra (fandrika, varatra)
Partie du discours nom
Définition anglaise  [Provincial] a kind of vine with edible fruit. Vitis microdiptera, Baker. Same as famakientana (Bets.), and voakitsonamboa (Prov.). [Richardson 1885]
Vocabulaire 
Nom scientifique Vitis microdiptera
Synonymes famakientana ~ voakitsonamboa

Entrée fandribaratra
Partie du discours nom
Définition française  [Bezanozano, Merina, Tanala] (de fandrika : piège ; et varatra : tonnerre) Nom donné à plusieurs plantes censées protéger de la foudre. Notamment : Cyphostemma microdipterum Desc. (Vitaceae). Fruits comestibles. Utilisés aussi pour préparer des boissons fermentées. [Boiteau 1997]
Vocabulaire 
Nom scientifique Cyphostemma microdipterum

2019/08/17