Entrée c
Partie du discours nom (symbole)
Explications en malgache Tarehintsoratra ary renisoratra tsy hita amin'ny abidy malagasy, fa hita amin'ny abidy anglisy, frantsay, sns. [3.1]
Analogues  abidỳ ~ Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Tableaux et planches Les alphabets
Illustrations 

Entrée C
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Marika romana izay milaza ny isa 100 [3.1]
Vocabulaire 
Tableaux et planches Les nombres

Entrée c
Partie du discours nom (symbole)
Explications en malgache Ilazana ny halakim-pandehan'ny hazavana ao amin'ny habaka ny c amin'ny marika ifanekena fisika: c dia mira aminy 299.792,5 kilômetatra isan-tsegondra (300.000 noboriborina). [3.1]
Vocabulaire 

Entrée C
Partie du discours nom (symbole)
Explications en malgache  dionariña na karbônina. Singa mivaingana, fahenina amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Explications en anglais Carbon [3.1]
Explications en français Carbone [3.1]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2022/08/14