Entrée | bado | |||||||||||||||
Partie du discours | adjectif | |||||||||||||||
Explications en malgache | Kely saina, donto saina, tsy ampy fiheverana, mora ambakaina. (Araka izany, dia tsy azo atao hoe bado ny tsy nahita fianarana fotsiny, satria mety ho manan-tsaina tokoa izy, fa ny fianarana no tsy hitany): Bado koa izany raha olona, itỳperatra volamena itỳ,' dia natakalony akanjo marevaka be soratra [1.1] | |||||||||||||||
Explications en anglais | Stupid; illiterate [1.7] | |||||||||||||||
Explications en français | Qui a l'esprit obtus, un peu bête [1.3] | |||||||||||||||
Stupide; illettré [1.8] | ||||||||||||||||
Exemples |
| |||||||||||||||
Dérivés |
| |||||||||||||||
Mots composés |
| |||||||||||||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot bado | |||||||||||||||
Entrée | bado | |||||||||||||||
Partie du discours | nom | |||||||||||||||
Explications en français | [Tankarana] Nom d'une espèce de serpent; sorte de boa. [1.19] | |||||||||||||||
Vocabulaire | Zoologie: reptiles, amphibiens | |||||||||||||||
Anagrammes | bado, boda, dabo, doba |
Mis à jour le 2023/10/24 |