Entrée | 1 an-tsitrapo |
Mots élémentaires | 2 sitrapo |
Partie du discours | 3 adverbe [Liste complète] |
Explications en malgache |
4 [1.1] Amim-panahy iniana, tsy terena na vozonana: Samy hafa be ny mamono olona an-tsitrapo sy ny mamono olona tsy nahy |
Explications en français |
5 [1.3#612][an-tsitra-po] volontairement |
Exemples |
6 Olona manaiky an-tsitrapo no nantsoina! [2.508#359] 7 Betsaka ny olona nanaiky an-tsitra-po. [2.528#81] 8 Tsy nisy notinendry ireo olona ireo fa an-tsitra-po avokoa. [2.445#73] 9 Inona, ry dadatoa, no nilatsahanareo ho miaramila an-tsitra-po? [2.270#132] 10 Tsy mbola mahadidy tena izahay, ka ndeha hanao teniko an-tsitrapo. [2.245#57] |
Antonymes | 11 tsyansitrapo |
Analogues | 12 iniana atao, kiniania, fanahy iniana, atao ami-nahy, vivy nanitrika, kibo saokan' ny nahiny, sitrapon' ikamisy, mpivaro-drano tratr' orana, mavon' ny nataony, lolo fotsy mitono tena, mandrora mitsilany, main' ny afo natsangana, matin-delany toa toho, matin-tanany toa foza |
Mots composés |
|
Anagrammes | 14 |
Mis à jour le 2025/01/21 |