Entrée sitrapo (sitraka, fo)
Partie du discours nom
Définition malgache Tanja-panahy ahazoan' ny olombelona manapa-kevitra hanao zavatra iray, na dia zavatra tsy tiany aza
Mitovy hevitra: danin' ny kibo ~ finiavana ~ haitraitra ~ nahim-po ~ sitraka [Rajemisa 1985]
Définition anglaise the will; one's own desires [Hallanger 1973]
Définition française la volonté; les désirs [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 
Citations 

2012/09/27