Entrée | gogo | |||
Partie du discours | nom | |||
Explications en français | Voir gogogogo, plus usité [1.3] | |||
Dérivés |
| |||
Toponymes |
| |||
Entrée | gogo | |||
Partie du discours | nom | |||
Explications en malgache | [Sakalava] Na vahona. Karazan-trondron-dranomamy manja matroka toa manopy manga ary tsy misy kirany; mafy ny tampon-damosiny ary ny lanilaniny misy nify matsilotsilo kely; halavany 70 sm ( Arius madagascariensis ). Ny gogo sy ny kotso ary ny tilapia dia matetika mainin' ny olona ho azo alefa amidy any lavitra [1.1] | |||
Explications en anglais | A kind of fish [1.2] | |||
Nom scientifique | Arius madagascariensis | |||
Vocabulaire | Zoologie: poissons | |||
Synonymes | vahona | |||
Entrée | gogo | |||
Partie du discours | nom | |||
Explications en anglais | [Sakalava] A species of crocodile [1.2] | |||
Vocabulaire | Zoologie: reptiles, amphibiens | |||
Mis à jour le 2023/02/22 |