|
|
|
|

Entrée (1/3)1  gogo
Partie du discours  2  nom
Explications en français  3 voir gogogogo, plus usité [1.3#198]
Dérivés 
Noms :
Tous les mots composés  5 Ambohigogo

Entrée (2/3)6  gogo
Partie du discours  7  nom
Explications en malgache  8 na vahona. Karazan-trondron-dranomamy manja matroka toa manopy manga ary tsy misy kirany; mafy ny tampon-damosiny ary ny lanilaniny misy nify matsilotsilo kely; halavany 70 sm (Arius madagascariensis ).
9 Ny gogo sy ny kotso ary ny tilapia dia matetika mainin' ny olona ho azo alefa amidy any lavitra [Sakalava] [1.1#393]
Explications en anglais  10 a kind of fish [1.2]
Vocabulaire  11  Zoologie: poissons
Synonymes  12 vahona
Nom scientifique 

Entrée (3/3)14  gogo
Partie du discours  15  nom
Explications en anglais  16 a species of crocodile [Sakalava] [1.2]
Vocabulaire  17  Zoologie: reptiles, amphibiens

Mis à jour le 2025/11/17