| Entrée (1/5) | 1 an' an- |
| Partie du discours | 2 forme morphologique de any |
| Explications en malgache |
3(am- eo alohan' ny b sy ny p) Teny mpampiankina fampiasa: eo alohan' ny anaran-tsamirery, ny mpisolo anarana na mpamaritra anarana manondro (izany, itỳ, izao...): a) raha atao teny fameno izy ireo: Nahita an-dRakoto aho omaly. Tsy nahalala an' izany velively izy; b) raha ilazana tompon-javatra: An-dRalahy ve ireo omby ireo? Tsia, tompoko, an' izany olona avy any Antsahafiraisana izany, hono..
4Eo alohan' ny anaran-toerana izay aorian' ny mpamaritra matoanteny milaza toerana koa: Lasa any an-tsena izy, fa tsy any am-pantsakana akory. 5Hoenti-misolo ny amin- mba hilazana fomba na toetra: Mihira an-kafaliana (amin-kafaliana) ny ankizy. [1.1] |
| Exemples |
6 Inty ho an' Ingahy Sefo
[2.470#36]
7 an' iza moa ity loha ity? [2.528#92] 8 Inona no ezaka atao hanapariahana an' izany? [4.27#2007/08/10] 9 Dia nanao an-tsitri' Ifara [2.69#140] 10 Nidina teny an-tanimbary izy [2.442#74] 11 Efa natao avokoa izay handre-sena lahatra an' i Dada tany an-tsena [2.445#80] |
| Morphologie |
|
| Entrée (2/5) | 13 an~ |
| Partie du discours | 14 préfixe [Liste complète] |
| Explications en malgache |
15Tovona fanaovana fototeny faharoa tsy dia manan-kevitra manokana: Anjara (zara), anjaika (zaika).
[1.1] |
| Entrée (3/5) | 16 ~an~ |
| Partie du discours | 17 infixe [Liste complète] |
| Entrée (4/5) | 18 an
![]() |
| Partie du discours | 19 article [Liste complète] |
| Explications en anglais |
20iray, anankiray.
[1.17] |
| Entrée (5/5) | 21 an
![]() |
| Partie du discours | 22 nom |
| Explications en malgache |
23taona, herintaona, taona nahaterahana: il y a dix ans qu'il est mort, folo taona izay no fahafatesany; il y a eu un an d'intervalle entre la mort de ces deux époux, nifarenintaona no nahafatesan' izy mivady.
[1.4] |
| Explications en français |
24taona: an l'an 2000, amin' ny taona roa arivo.
25herintaona: dans un an, afaka herintaona; sa maladie a duré un an, naharitra herintaona ny aretiny. [1.66] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|