Entrée zinaitra (zaitra)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Voazaitra, nozairina, akambana na atohy amin' ny kofehy: Tsy mba lambo nozinaitro izany [Rajemisa 1985]
Traduction française cousu [Abinal 1888]
Morphologie 
zinaitra
zinaitrako
zinaitranao
zinaitrany
zinaitrantsika
zinaitranay
zinaitranareo
zinaitran'
nozinaitra
nozinaitrako
nozinaitranao
nozinaitrany
nozinaitrantsika
nozinaitranay
nozinaitranareo
nozinaitran'
hozinaitra
hozinaitrako
hozinaitranao
hozinaitrany
hozinaitrantsika
hozinaitranay
hozinaitranareo
hozinaitran'
Synonymes voazaitra

Mis à jour le 2020/07/31