Entrée zerô
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Jereo aotra [1.1]
 Tarehimarika ilaza ny isa foana [1.62]
Explications en français Zéro [1.4]
Symboles internationaux 0 [3.1]
Exemples Nanana toetra ambony dia ambony izy ka nahatonga ny mpanoratra malagasy malaza iray, dia i Pastera Rabary, nanoratra momba azy hoe : «Ny lehilahy zero, zero ny fahavalony. [2.857]
Vocabulaire 
Synonymes aotra
Tableaux et planches Les nombres
Addition
Multiplication
Articles 

Entrée zéro
Partie du discours nom masculin
Explications en malgache Zavatra tsinontsinona: C'est un zéro (Olona tsinontsinona izy) [1.4]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/02/02