|
|
|
|

Entrée (1/2)1  zeny
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Fohy kely, iva dia: Olona zeny (Jereo bozeny)
4  [1.62#1153] botrikely, iva dia iva nefa tsy mahia loatra. Teny mitovy hevitra: boZEny
Explications en anglais  5  [1.7] dwarfish
Explications en français  6  [1.3#871, 1.8, 1.5#347] rabougri
7  [1.3#871] nain; chétif
Exemples  8  Koa manano zeny atao ampanjaka anao. [2.150]
9  izay vokoka, na zeny, na mipentina ny masony, izay hatenina, izay anakandroana, ny torotoro vihy. [2.996]
Dérivés 
10  Adjectifs :

Entrée (2/2)11  zeny
Partie du discours  12  nom
Explications en anglais  13  [1.7] dwarf
Explications en français  14  [1.8, 1.5#347] nain

Mis à jour le 2021/01/16