Entrée | 1 zazavao |
Mots élémentaires | 2 zaza, vao |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 olona vao miana-draharaha, mpanavao: Mbola zaza vao amin' ny raharahany izy 5 ireo tovolahy vao nantsoina ho miaramila, ho ambany faneva [1.1] |
Explications en anglais |
6 a new recruit; a new trainee [1.7] |
Explications en français |
7 recrue; apprenti sans expérience [1.8] |
Exemples |
8 Izany hoe, fironana ankehitriny ny fanoloana ny tafika zazavao amin' ny tafika tena matihanina. [4.27#] 9 Nandritra ny roa volana, nanaraka ny fianarana ady ankapobeny I Feno, sahala amin' ireo zazavao namany rehetra. [2.472#] |
Mis à jour le 2023/06/27 |