Entrée zavozavo
Partie du discours nom
Explications en malgache Aloka na haizina na ny fitambatry ny rahona tsy ahitana tsara zavatra manodidina [1.1]
Explications en français Obscur, trouble, qui n'est pas distinct, qui se dessine vaguement [1.3]
Exemples 
1ny zavozavo sy erika zary patrakala vaventy soa miara-mandina, ratsy miarabasoka [2.587]
2Tsy maintsy hilazana ny havana sy ny namana, satria ireo no toy ny zavozavo sy erika [2.346]
Dérivés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2022/06/12