|
|
|
|

Entrée1  fanjavozavo
Radical  2 zavozavo
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Toetran' ny zavatra manjavozavo, tsy mazava tsara: Tsy afaka handeha maraina ianareo noho ny fanjavozavon' ny andro amin' izao ririnina izao. [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12