Entrée zavamiaina
Mots élémentaires zava- (zavatra) ; miaina
Partie du discours nom
Explications en malgache Ny zavatra rehetra misy aina ka mandeha na mihetsika, ary teraka, velona, dia maty, toy ny olombelona, ny biby... [1.1]
Explications en français être vivant, organisme [1.13]
Exemples dia notsindroniny ny lefona avokoa, ka latsaka any an-kady avokoa (ny zavamiaina no tsy mba notsidroniny. [1.406]
Vocabulaire 
Synonymes zavamananaina
Mots composés 

Mis à jour le 2023/11/24