|
|
|
|

Entrée1  zavamiaina
Mots élémentaires  2  zavatra, 3  miaina
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5  Ny zavatra rehetra misy aina ka mandeha na mihetsika, ary teraka, velona, dia maty, toy ny olombelona, ny biby... [1.1]
Explications en français  6  être vivant, organisme [1.13]
Exemples  7  dia notsindroniny ny lefona avokoa, ka latsaka any an-kady avokoa (ny zavamiaina no tsy mba notsidroniny. [1.406#]
Tous les mots composés 
Vocabulaire  9  Biologie
Synonymes  10  zavamananaina

Mis à jour le 2025/09/12