| Entrée | 1 zavakanto | 
| Mots élémentaires | 2 zavatra, 3 kanto | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en malgache | 5   Zavatra anehoan' ny olombelona ny filamatra ao am-po aman-tsainy momba ny "tsara" eo amin' ny sary, hoso-doko, mozika [1.1] | 
| Explications en anglais | 6   [zava-kanto]
 works of art [1.7] | 
| Explications en français | 7   [zava-kanto]
 objet d'art [1.8] 8 art [1.5.fr#165] 9 arts [1.13.fr#233] | 
| Exemples | 10   noho izy zavakanto vita amin' ny teny ary fitaovan-tserasera fampitan-kafatra.
[2.528] 11 Fitaratry ny fiombonam-be ny mpiangaly zavakanto, hoy ry Varagnac, izy no mandika ho azy tsy iniana sy mampiseho ny toetoetry ny fiarahamonina iainany. [2.606] | 
| Illustrations | 
 | 
| Anagrammes | 12 vatankazo, 13 zavakanto | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |