Entrée zandry
Partie du discours nom
Définition malgache Ny iray tam-po teraka aorian' ny zaza iray: Faly Ikoto fa vao nahazo zandry
¶ Izay rehetra kely taona noho ny olona iray: Zandriko ny rahalahinao satria teraka tamin' ny taona 1952 aho fa izy kosa tamin' ny taona [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a younger brother or sister; a junior [Hallanger 1973]
Définition française cadet [Rajemisa: Vakoka]
 cadet, cadette [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Morphologie 
zandry
zandriko
zandrinao
zandriny
zandrintsika
zandrinay
zandrinareo
zandrin'
zandrin-
zandrim-
Analogues  zoky
Citations 

2013/10/26