| Entrée | 1 zandry |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Ny iray tam-po teraka aorian' ny zaza iray: Faly Ikoto fa vao nahazo zandry.
4 Izay rehetra kely taona noho ny olona iray: Zandriko ny rahalahinao satria teraka tamin' ny taona 1952 aho fa izy kosa tamin' ny taona. [1.1] |
| Explications en anglais |
5 a younger brother or sister; a junior.
[1.7] |
| Explications en français |
6 cadet.
[1.54] 7 cadet, cadette. [1.8] |
| Morphologie |
|
| Vocabulaire | 10 Rapports: famille |
| Analogues | 11 zoky |
| Tous les mots composés | 12 6 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 13 Proverbes contenant ce mot |
| Citations | 14 Textes citant ce mot |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|