Entrée | 1 zanatsoratra |
Mots élémentaires | 2 zanaka, soratra |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en français |
4 [1.13, 1.66.fr#972, 1.5] voyelle |
Exemples |
5 s = z (raha eo anelanelan' ny zanatsoratra roa. [2.528#71] 6 Ary teo no tsy nahaizako nanafina tamin'i Niry ny fiseran'i Noro teo amin'ny fiainako, fa rehefa diso zanatsoratra ny lelako dia naleoko nibaboka ho afa-dromoromo! [2.944#] |
Vocabulaire |
7 Linguistique |
Mots composés |
|
Tableaux et planches |
9 Les alphabets |
Mis à jour le 2024/08/13 |