|
|
|
|

Entrée 1  Zanamihoatra Randja
Mots élémentaires  2 Zanamihoatra, 3 Randja
Partie du discours  4  nom propre (anthroponyme) [Liste complète]
Explications en malgache  5 Randja Zanamihoatra (1925-2015)
6 Edmond Randriamananjara no tena anarany. Teraka tao Vatovory (Ambositra) tamin' ny 29 mey 1925. Nianatra tao amin' ny Ecole Benjamin Escande. Nanomboka nanoratra tamin' ny 1944.
7 Ireto avy ny gazety namoahany ny tononkalony: Fandrosoam-baovao, Asa vadi-drano, Mandroso, Malagasy Vaovao ... ary efa namoaka bokim-poezy kely maro mpitia koa izy : Ary nihira aho, Ako sy feo, Ny lehilahy, Ny vehivavy.
8 Nahazo ny loka voalohany tamin' ny fifaninanana poezy nampanaovin' ny Conseil Municipal-n ' Antananarivo tamin' ny 1958 noho ilay asa sorany mitondra ny lohateny hoe: Tandindona sy Ra. [2.342]
Vocabulaire  9  Littérature: auteurs 10  Histoire: personnages
Ouvrages littéraires  11  Eny, alina
12  Vainafo Tononkira

Mis à jour le 2026/03/06