|
|
|
|

Entrée1 zana-bola
Mots élémentaires  2zanaka, 3vola
Partie du discours  4 locution
Explications en malgache  5ilazana ny vola aloan' ny mpisambotra ambonin' izay nosamboriny. [1.1]
Explications en anglais  6interest on money lent out. [1.7]
Explications en français  7intérêt de l'argent prété. [1.8]
8intérêt. [1.13]
Exemples  9 Ny tahan' ny zanabola fanefana ny taratasimbolam-panjakana amin' ny ankapobeny dia tombanana ho. [1.384#]
10 Natoron' Ingahibe azy ny zanabola mety ho azo isan-taona sy ny loza mety hitranga raha tahiny sendra ny jirika sy ny hain-trano amin' ny tahiry am-bata. [2.470#]
Vocabulaire  11 Economie: finances, gestion
Article  12Randzavola: zana-bola ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2025/10/11