Entrée zahatra
Partie du discours nom
Définition malgache vatan-kazo na volotsangana lehibe maromaro akambana ka atao solon-dakana fitana rano: Nita tamin'ny zahatra ny mpianatra ka horakoraka moa izao! [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a raft [Hallanger 1973]
Définition française radeau [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Autres orthographes 
Exemples 
1Koa dia ny tafontrano no niendahany natao zahatra. [Randriamamonjy: Tantara, page 458]
2Tapatapa-karefo momba zahatra tapatapa-jozoro momba lakana sarony aho fa kely angalaro fitia aho fa an'olona [Fox: Hainteny, numéro 88]
3Foana ny fiainana tsy misy azy, ary toy ny zahatra avalan' ny rano ny olombelona tsy voizin' izany fitiavana izany. [Andriamalala: Taolambalo, page 69]
Citations 

2016/10/03