| Entrée | 1 zafy tsy havana | 
| Mots élémentaires | 2 zafy, 3 tsy, 4 havana | 
| Partie du discours | 5 locution | 
| Explications en malgache | 6   ny taranaka iray fiaviana nefa noho ny fahalaviran' ny fihavanana dia toa tsy hita intsony ny maha-mpihavana azy [1.1] | 
| Explications en français | 7   parents descendant d'une souche commune mais si éloignée que la parenté n’existe plus [1.3] | 
| Vocabulaire | 8 Rapports: famille | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |