|
|
|
|

Entrée1  zafy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Zanaky ny zanaka, na taranaka faharoa (ny zanaka no voalohany): Matetika no manahaka ny raibe, hono, ny zafy
4  Taranaka: Zafin' ny mpanjaka Andrianampoinimerina izy [1.1]
Explications en anglais  5  A grandchild, a descendant. Often used in forming proper names, or as a prefix to tribal names [1.2]
6  a grandchild [1.7]
Explications en français  7  petit-fils, petite-fille [1.54]
8  Petits-fils, petites-filles, descendants [1.3]
9  petit-enfant [1.8]
Exemples  10  Hisy zafy maniry tandroka anie ny zanaky ialahy! [2.48]
Vocabulaire  11  Rapports: famille
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 
Ethnonymes 
Toponymes 
Proverbes  46  Proverbes contenant le mot zafy

Mis à jour le 2023/06/08