Entrée zafin-dohalika
Mots élémentaires zafy ; lohalika
Partie du discours locution
Explications en malgache Zanaky ny zafiafy, na taranaka fahefatra [1.1]
Explications en français La quatrième génération [1.3]
 [ zafindohalika ] Quatrième génération [1.54]
Exemples Tsy tokony hatao hahakivy anefa io toe-javatra farany io fa mainka koa aza isika tokony hanomboka tsy misy hataka andro ny raharaha rahatiana ny hioty ny « vokany » ny zafindohalika. [4.27]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2023/06/08