Entrée | 1 votsa |
Partie du discours | 2 adjectif |
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
10 [1.78] [Bara]
miadam-panao zavatra 11 [1.78] [Bezanozano] [vôtsa] milasilasy, miadana 12 [1.1] Tsy kinga, mitaredretra, mitavozavoza: Votsa loatra ity mpiasa ity Tsy mahay, osa: Mbola votsa ity zaza ity ka tokony hampianarina manokana Miadana: Votsa fandeha |
Explications en anglais |
13 [1.7] clumsy, clownish |
Explications en français |
14 [1.3, 1.8] lent, lourd 15 [1.3] lambin 16 [1.8] malhabile, maladroit |
Exemples |
17 [2.59] Inatana, nirahin dRaketaka handrindrina ny varavarana any ambony indrindra, ka tsy nandeha foana teo izy, satria olona votsa votsa tena izy; |
Synonymes | 18 votsavotsa |
Proverbes | 19 Proverbes contenant le mot votsa |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |