|
|
|
|

Entrée1  voronandrano
Mots élémentaires  2  vorona, 3  rano
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5  Karazam-borona, toy ny angaka, arosy... mivelona eny amin' ny hetrina; toy izao ny toetoetra manokana ananan' ny voronandrano: fohy ny tongony fa mafy ny hoho amin' ny loha rantsany ary misy hoditra manify mampikambana ny rantsana efatra ho toy ny fivoy [1.1]
Exemples  6  Nambenana mafy tsy azo naleha teo, ka ny voronandrano nonina teo tsy nisy mpananaitra - nanatody any anaty zozoro any aza. [1.437#]
7  Ary izao koa no fomba ny heniheny dia azo angalana laoka hafa indray hihinanana vary, fa eo ny voronandrano, sy ny vano-fotsy, sy ny vanomainty, sy ny vorompotsy, sy ny talèvana, sy ny angaka, sy ny arosy na haralahy, sy ny faralambotra, sy ny fotsielatra, sy ny kitanotano, sy ny tsiriry, sy ny vivy, sy ny otrika. [2.48]
Vocabulaire  8  Zoologie: oiseaux

Mis à jour le 2025/09/12