|
|
|
|

Entrée1  voninahitra
Mots élémentaires  2  vony, ahitra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fankatoavana olona noho ny hatsaram-panahiny na fahaizany na zavatra lehibe vitany: Nahazo voninahitra izy tamin' ny nandreseny ny fahavalo
Fiamboniana, fiandrianana: Nitandro mafy ny voninahiny izy ka tsy nanaiky ny hiray tetika amin' ny olon-dratsy
Mariky ny hambonian-toerana na laharana ananana eo amin' ny firenena: Natao roa ambin' ny folo voninahitra izy
Dera sy laza: Voninahitra anie ho an' ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina.
Explications en anglais  5  [1.7] glory, honor
Explications en français  6  [1.3, 1.8] gloire, honneur
7  [1.3] grade, dignité
8  [1.196] (de vony : fleur et ahitra : les herbes, notamment les Poaceae). Nom qui a pris le sens abstrait de : honneurs, grades militaires, dignité, etc. Les rois malgaches se comparaient eux-mêmes aux fleurs des Poaceae ; leur peuple représentant les racines et les tiges, d'où la notion de solidarité entre le peuple et son roi : si les tiges se fanent, la fleur est également détruite
Exemples  9  tamin' ny Alakamisy 3 Septembre 1868 no nisehony tamim-boninahi-lehibe tao Andohalo [2.649#1111]
10  nampodina avokoa ny voninahitry|voninahitro izay niongana tamin dReniny, dia nody ny voninahitry|voninahitro [2.59#32]
11  Ary ny manamboninahitra irak' andriana niaraka tamin-dRainiliza 15 voninahitra sy Rainiboana 15 voninahitra sy Ratsimitamby 14 voninahitra sy Rainivaomialy 13 voninahitra [2.366]
Morphologie 
12  Simple :
13  Préfixée :
Analogues  14  vtra
Mots composés 
Phytonymes 
Proverbes  32  Proverbes contenant le mot voninahitra
Citations  33  Textes citant voninahitra
Article  34  Randzavola: voninahitra ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2023/06/06