Entrée volavola (vola)
Partie du discours nom
Définition malgache Varimasaka atao boribory mba hoentina hatao vatsy rehefa misy dia lavitra haleha: Volavolam-bary [Rajemisa 1985]
Définition anglaise cooked rice made into a ball for a journey [Hallanger 1973]
Définition française riz cuit mis en boules pour un voyage [Hallanger 1974]
Dérivations 
Analogues  vinavina

Entrée volavola (vola)
Partie du discours nom
Définition malgache Enti-milaza zavatra kasaina na ampoizina hatao: Nanana volavolan-dalàna ny fanjakana [Rajemisa 1985]
Définition française projet; conception [SLP 1986]
Exemples Ny volavola na tolokevitra fanitsiana dia tsy maintsy ankatoavin' ny telo ampahaefatry ny mpikambana ao amin' ny Antenimierampirenena sy ny Antenimierandoholona. [Fanjakana: Lalam-panorenana]

2019/10/26