| Entrée | 1 voazera | 
| Radical | 2 zera | 
| Partie du discours | 3 participe passé | 
| Explications en malgache | 4   [1.1] | 
| Explications en français | 5   jeté à terre, précipité, battu [1.3#872] | 
| Exemples | 6   Ny an' i Neny izany aza voazerany mbamin' ny seza nipetrahany.
[2.4] 7 Nony hitan'ilay Dragona fa voazera amin'ny tany izy, dia ilay Vehivavy tera-dahy no nenjehiny. [2.996] | 
| Morphologie | 
 | 
| Synonymes | 9 zinera | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |