| Entrée | 1 voaomana | 
| Radical | 2omana | 
| Partie du discours | 3 participe passé | 
| Explications en malgache | 
4 [1.1] | 
| Explications en anglais | 
5 decorated, dressed, made ready [1.2] | 
| Explications en français | 
6 orné, arrangé, préparé [1.3] | 
| Exemples | 
7 Aoka izany ny hafalian' izy mivady nandre ahy afaka fanadinana! Dia nizotrà araka ny voalazan' i Vola ilay fandaharana nataony, hay koa moa izy io efa voaomany rahateo mialoha.
[2.4] 
 8 Ny soavaly voaomana hiady [2.996]  | 
| Morphologie | 
  | 
| Anagrammes | 10 amovoana, 11 voaomana | 
| Mis à jour le 2025/09/12 | 
 |