|
|
|
|

Entrée1  voankena
Mots élémentaires  2 voa, 3 hena
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 ny voan' ny omby, izay be mpifady. [1.1]
Explications en anglais  6 beef kidneys. [1.7]
Explications en français  7 rognon de boeuf. [1.8]
Exemples  8  hoy izy mantsy ilay zanak'andriana teo Ambohidratrimo, nifarombaka tamin'ny voankena nentiny. [2.298#]
9  Tsy manafintohina olona tonga am-pahadiovam-po hiray ala-helo amin' ny tena ve ny teny tahaka io, sy ny voankena ahosina aminy ka mandoto ny akanjony? [2.245#]
Proverbes  10  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  11 voankena, 12 vokenana

Mis à jour le 2025/11/02