|
|
|
|

Entrée1  voalavofotsy
Mots élémentaires  2  voalavo, fotsy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Karazam-boalavo misy fofona, matsilo vava ary maneno tahaka ny fody, tsy tian' ny saka hohanina (voalavofody no iantsoan' ny Tanala ny voalavofotsy)
Explications en français  5  [1.3#843][voalavo fotsy] rat blanc
Vocabulaire  6  Zoologie: mammifères

Mis à jour le 2023/08/15