|
|
|
|

Entrée (1/2)1  voa
Radical  2 la
Partie du discours  3  participe passé
Explications en malgache  4 La: ... Ny tovona voa sy tafa dia tsy mety aminy; tsy fanao ny hoe voalà sy tafalà na dia hita ao amin'ny diksionera sasany aza izany.. [1.10]
Explications en anglais  5 refused, denied, rejected. [1.2]
Explications en français  6 refusé, nié, rejeté, renié. [1.3]

Entrée (2/2)7  voala
Radical  8 ala
Partie du discours  9  participe passé
Explications en anglais  10 removed, taken away, released, fetched, withdrawn, freed from.. [1.2]
Explications en français  [voaala] 11 Enlevé, ôté. [Vezo] [1.68]
12 Enlevé, arraché. [1.3]
Exemples  13  Afakafaka sy voaala tsiny teny ihany ity faharoa ity satria fanta-poko, fanta-bahoaka ny fahadalan' ny ankizy toa an-dRainilidy ireny. [2.470#]
Tous les mots composés  14 voala baraka

Anagrammes  15 alavo, 16 alova, 17 valao, 18 voalà, voala

Mis à jour le 2025/11/09