| Entrée | 1 voahitsaka |
| Radical | 2hitsaka |
| Partie du discours | 3 participe passé |
| Explications en malgache |
[1.1] |
| Explications en français |
4foulé aux pieds, méprisé.
[1.3#252] |
| Exemples |
5 voahitsaka i Mira fa ny dihiny ihany no nimasoany.
[2.442#82]
6 Nozahany tsara tsy ho voahitsaka ireo vady aman-janany manao ladina an-tany [2.470] |
| Morphologie |
|
| Synonymes | 8hinitsaka |
| Tous les mots composés | 9kapila voahitsaka |
| Proverbes | 10 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 11 voahatsika, 12 voahitsaka |
| Mis à jour le 2025/11/02 |
|