| Entrée | 1 voahevaheva | 
| Radical | 2 hevaheva | 
| Partie du discours | 3 participe passé | 
| Explications en malgache | 4   [1.1] | 
| Explications en français | 5   élevé au-dessus du sol [1.3#241] | 
| Exemples | 6   Amin' ny ondralahy fanokanana, amin' izay anjaran' i Aarona sy amin' izay anjaran' ny zanany, dia hohamasininao izay efa voahevaheva sy izay efa voasandratra, dia izao avy: ny tratra voahevaheva sy ny soroka voasandratra
[2.996#02.029.027] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |